Vy
Avy amin'i Wikipedia

Petra-by ao amina ozinina sideriorjika
Ny vy dia zavatra simika, manana eva Fe ary manana isa atômika 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra ary tena hita matetika indrindra amin'ny fiainana mandavanandro. Ny vy tsotra dia metaly malemy (mbola malemy nohon'ny viraty), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton'ny lanja tontaliny), dia lasa mafimafy kokoa : raha afangaro amin'ny metaly hafa izy na amin'ny karbonina, dia lasa mbola mafy be nohon'ny vy madio izy.